Ntsssss! Raikitra ity zany. Là je vois Jason (qui?) Biswa en train de dire :”hé, les deux frères là! vous aimez bien jouer avec les mots.” Et on répondrait oui. On est des frères jeu-mots.
Bon. Et la suite de zistoire pliz?
Marina izany. Ao fa ezaako atao mise à jour matetika ity revy kely ity. Mafy ihany nge le tsy manana espace amoahana sary sy revy dia tena aleo mi s’investir mamoka zavatra am net ah!…
Hé, j’ai pas dit mon dernier mot sur la suite des histoires…
“…et là, la jeune fille me dis, jaz, je viens de Massachussetts,et j’ai horreur des resto 3 étoiles…” à suivre
très content mon frère Doigt, vraiment t’as des dwa qui m’impressionnent. chouette ton blog.
Hé Peaux-V et Doigt, je suis ravi d’avoir croisé votre chemin…j’ai beaucoup appris…
A bientôt
Sérieux Jason, il faut que tu mettes en BD les histoires que tu nous as racontées à Alger, sur les filles de Kin. J’en ai raconté une partie à quelques amies ici et ils ont littéralement pissé de rire (alors que je ne sais pas aussi bien raconter que toi!!!!)
C’est fou mais quand je lis ton post, j’ai la sensation de t’entendre.
Moi aussi, ça m’a fait plaisir de faire ta connaissance ainsi que tous les types invités au Panaf’. On a vecu quelque chose d’incroyable là-bas.
A binetôt j’espère.
ça va le Kin label?
tu dis apres des annees de fainéantisme et moi? si au moins je continuais la route avec toi ,…snif
en tout cas je suis fier d avoir partagé ce petit début à l époque de ratsimitsitsy …
Ratsimitsitsy, c”était vraiment la grande époque. Ozela tamiko tamndrepande zay hoe Ahoana ary no ataon’ny olona rehefa tsy manao sary?”. Dia tsy hitako ny valiny dia naleoko nanao sary….
J’espère , pour ton pantalon, que tu t’es pas pissée dessus!!!! Andraso fa feno petites histoires bobak b mbola walefa aho io fa manao sary sy mametaka texte sy mametaka couleurs sy mametaka azy ato sisa…..
Trop lotra kosa le Gad Elmaleh eh, marina fa trois mois no notenenintsika fa andraso fa mbola mankafy trop anle izy ah! :B
Ahona nareo mitsam ao? la belle vie ve? felicitation aloha e, j’etais pas au courant oe nivady ela sy Miarana, milay zany!
Sinon réussi tsara le blog, tohizo fa milay be, j’etais même pas au courant oe ay ve ny gasy mahavita otrizany koa e!lol!
Zay fa six e! de bye any @ madama any!
Misaotra lesy Clark ah, ty blog ty nge otran’le kahie kely notazomina tamin’ny mbola tany akatso reny eh, fa izany hoe atao sur le net fotsiny.
Dia efa nivady lesy zay sy Miarana dia efa mana zazà iray ah! Mbola wavy ato koa ny tantaran’io bandy kely io atowato
O lty e, misy fika ve hoe alerté aho rehefa mametaka post vaovao na miréactuliser blog elà. Za tsy naharaka hoe efa niampy izy tato. Milay mints kah. Superbounette? (Superboulette koa etsy Rose Hill).
Sady mihaino Aerosmith aho io no mijery ny hadalàn’là eto. Lafatra!
Andraso fa refa mametaka post ato aho de andefasako mel là ary eh!
de mbo andefaaso mel koa aho refa mi reactualiser blog là.
Sa asoana patina Remisf ato am blog tsirairay?
Le revitsika mism’ we tantara roa samihaf remisf nge azo revena tsotsotra amina blog eh! Fidy atao ato de remy atao amla.
Sa essayer-na?
Kaiza lesy “Nary Be”
Andraso fa efa misy vaovao ho apetaka indray ato.
Mbola latsaka fona lesy aho miojery an’ilay sarintsika eo akaikin’ilay La Vache qui rit iny le!
Ny tantarandraTsiry zao no tsara atao ato koa
Misaotra lesy. Dia tratry ny fety koa ianareo.
Eo am-pandinihana ny tena hanaovana tsara an’ity blog ity aho izao fa amin’ny heritaona any vao tena animé izy ity… angamba…
tairo ary sady manao travail de com elah he! mandefa mail am rehetra refa mametraka post vaovao! fa manjary tsy maharaka anie le sipa kely he!!
mwhahahhaha! mais tu seras pas payer en plus hein! attention!
Siora he!
Saika hanao an’izany mihitsy aho fa saingy manisy pression amin’ny tsy antony akory. Aleo fa hanaraka rythme tsotsotra eo ihany dia witeo rehefa tena hi lancer série vendrambendrana kely ato eh!!!
Couldn’t be written any better. Reading this post reminds me of my old room mate! He always kept talking about this. I will forward this article to him. Pretty sure he will have a good read. Thanks for sharing!

Andraso fa wavy ny tohiny fa misy tantara betsaka alefako ato atowato.
Hiak!! Hiak!!!
Mlay fa tohizo bainina. Jeux de main ono jeux de vilains; ary jeux de mots jeux de inona? jeux de Dwayen angamba.
ensuite? Remy sy Fidy.
Salut leitsy baina a!
Dia tsara ialy delira delira kely fa dia miandry ny tohiny dia tokony tondrahana canette thb izy io farafaharatsiny. Sa ahoana?…
Marina izany. Ao fa ezaako atao mise à jour matetika ity revy kely ity. Mafy ihany nge le tsy manana espace amoahana sary sy revy dia tena aleo mi s’investir mamoka zavatra am net ah!…
Hé, j’ai pas dit mon dernier mot sur la suite des histoires…
“…et là, la jeune fille me dis, jaz, je viens de Massachussetts,et j’ai horreur des resto 3 étoiles…” à suivre
très content mon frère Doigt, vraiment t’as des dwa qui m’impressionnent. chouette ton blog.
Hé Peaux-V et Doigt, je suis ravi d’avoir croisé votre chemin…j’ai beaucoup appris…
A bientôt
Jason Kibiswa – Un dessintateur à kinshasa
Sérieux Jason, il faut que tu mettes en BD les histoires que tu nous as racontées à Alger, sur les filles de Kin. J’en ai raconté une partie à quelques amies ici et ils ont littéralement pissé de rire (alors que je ne sais pas aussi bien raconter que toi!!!!)
C’est fou mais quand je lis ton post, j’ai la sensation de t’entendre.
Moi aussi, ça m’a fait plaisir de faire ta connaissance ainsi que tous les types invités au Panaf’. On a vecu quelque chose d’incroyable là-bas.
A binetôt j’espère.
ça va le Kin label?
Marrant ta démarche !!!
et vous causer en kinnois ou bien ? je veux dire chinois !
bravo lesy a,milay e
tu dis apres des annees de fainéantisme et moi? si au moins je continuais la route avec toi ,…snif
en tout cas je suis fier d avoir partagé ce petit début à l époque de ratsimitsitsy …
Ratsimitsitsy, c”était vraiment la grande époque. Ozela tamiko tamndrepande zay hoe Ahoana ary no ataon’ny olona rehefa tsy manao sary?”. Dia tsy hitako ny valiny dia naleoko nanao sary….
Salut Dwa,
Milay lesy an (akama niaraka tany Ambatondrazaka e)
Msotra lesy tsy manadino d mbo nanopy maso tato ah! Ra mba manana anle sary tamin’ireny tany Ambato ireny lesy ela dia preneur aho ah!
mwwhahahahahah! dwahahahah!! dwwhahahahah!
trève de dwahhaterie!!! cool ton blog et tes petites histoires! j’en redemande et attend patiemment la suite!!!
Siora lesy he! j’ai pissé (sens presque propre) du terme!!! (simban’i Gad koa elah zany an!)
J’espère , pour ton pantalon, que tu t’es pas pissée dessus!!!! Andraso fa feno petites histoires bobak b mbola walefa aho io fa manao sary sy mametaka texte sy mametaka couleurs sy mametaka azy ato sisa…..
Trop lotra kosa le Gad Elmaleh eh, marina fa trois mois no notenenintsika fa andraso fa mbola mankafy trop anle izy ah! :B
Ahona nareo mitsam ao? la belle vie ve? felicitation aloha e, j’etais pas au courant oe nivady ela sy Miarana, milay zany!
Sinon réussi tsara le blog, tohizo fa milay be, j’etais même pas au courant oe ay ve ny gasy mahavita otrizany koa e!lol!
Zay fa six e! de bye any @ madama any!
Misaotra lesy Clark ah, ty blog ty nge otran’le kahie kely notazomina tamin’ny mbola tany akatso reny eh, fa izany hoe atao sur le net fotsiny.
Dia efa nivady lesy zay sy Miarana dia efa mana zazà iray ah! Mbola wavy ato koa ny tantaran’io bandy kely io atowato
Mlay be lé revy Eric miampy blabla dia tohizo marina lay tantara ee
Msotra eh!
Andraso fa rehefa miverina i Annie dia somary Annie-mé kokoa ity blog ity….
Salut DWA !!
Ialahy aloha amin’ireo zavatra efa nolalovanao tamin’ny sehatrin’ny BD Malagasy izay dia hitako hoe misy andraikitra betsaka andrasany amin’ialahy, manantena izahay tsy ho adinon’ingahy izay.
Akamialiment Solofo
Okay lesy, msotra lesy Solofo ah
Marina lesy izany. Tsy maintsy mitondra ny anjara biriky mba hanandratra avo ny tantara antsary malagasy. Fa manana andraikitra daholo ny tsirairay. Mila miray hina mihitsy isika rehetra.
Mlay eh
Da za tô tsy ato!? ôôô
tro fort les trucs sur MU!! Y a Tiavina ki é allée se refaire une beauté parce qu’elle s’est pissée dessus^^
Msotra eh! Ra mbola maita nge toi de azo mbola ampiana ty resaka ty eh!
D Désolé pour Tiavina….
O lty e, misy fika ve hoe alerté aho rehefa mametaka post vaovao na miréactuliser blog elà. Za tsy naharaka hoe efa niampy izy tato. Milay mints kah. Superbounette? (Superboulette koa etsy Rose Hill).
Sady mihaino Aerosmith aho io no mijery ny hadalàn’là eto. Lafatra!
Andraso fa refa mametaka post ato aho de andefasako mel là ary eh!
de mbo andefaaso mel koa aho refa mi reactualiser blog là.
Sa asoana patina Remisf ato am blog tsirairay?
Le revitsika mism’ we tantara roa samihaf remisf nge azo revena tsotsotra amina blog eh! Fidy atao ato de remy atao amla.
Sa essayer-na?
Ataovy maromaro rangahy fa mahafinaritra be mitsy, les potagers
Kaiza lesy “Nary Be”
Andraso fa efa misy vaovao ho apetaka indray ato.
Mbola latsaka fona lesy aho miojery an’ilay sarintsika eo akaikin’ilay La Vache qui rit iny le!
Ny tantarandraTsiry zao no tsara atao ato koa
milay e! mahafinaritra ! ary hono WA ry DWA. mety afaka asiana echange na lien ve?
‘zay fa je DWA y aller e! fa ela kousa caler en bourre an!
Kaiza.
Misaotra lesy nijery anle blog ah.
Andraso fa apetako en lien eto ialahy lesy.
tena tsara fa tohizo lesy; zao vo tena nijery ty blog ty ka d mankasitraka e. d traty ny fety nareo 3 mianaka e
Misaotra lesy. Dia tratry ny fety koa ianareo.
Eo am-pandinihana ny tena hanaovana tsara an’ity blog ity aho izao fa amin’ny heritaona any vao tena animé izy ity… angamba…
There is obviously a lot to learn. There are some good points here.
I read this forum since 2 weeks and now i have decided to register to share with you my ideas.
tairo ary sady manao travail de com elah he! mandefa mail am rehetra refa mametraka post vaovao! fa manjary tsy maharaka anie le sipa kely he!!
mwhahahhaha! mais tu seras pas payer en plus hein! attention!
Siora he!
Saika hanao an’izany mihitsy aho fa saingy manisy pression amin’ny tsy antony akory. Aleo fa hanaraka rythme tsotsotra eo ihany dia witeo rehefa tena hi lancer série vendrambendrana kely ato eh!!!
impatiente d’attendre la suite. en tout cas ça va promettre e??
Merci. L’aventure ne fait que commencer. Juste le temps de régler certains problèmes de connexion et il y aura de nouvelles choses ici