Ary manana ôtran’io ngamba elah ry Dwa a! mety oe nanandrana nanamboatra kiraro elah de io no nivoaka de ozy elah oe tsy mety amiko le manao kiraro fa aleoko manao sary. de lasa mpanao sary elah.
muahahahahahaha
Io sarina kiraro io lety efa ho folo tona izay no nanaovako azy ah, tamin’izany le Piston ireny no nalaza. Dia izay no naka inspiraka. Fa vao haingana nahita le sary aho dia napetako tato am blog.
Stylo mainty seka b io. Fa izaho koa resy lahatra be amin’io fa mila manao zavatra betsabetsaka aho amin’io style io lesy. Manana stylo gel koa aho dia miezaka manao sary amin’izay indray aloha fa ilay izy mandeha norma eo ambony crayon…
Lé modèle io kosa ratsy lôtra ka, tsy mety akory na natao aza wé nike ratsy ny anarany :p
Tena ratsy kosa raha izany eh….
mwhaha!!! Nike Tao tsara mits !!! mwhahha!!! je presiste et je signe mwhahhaa
nike 69, mitsigatotra
lol
Ary manana ôtran’io ngamba elah ry Dwa a! mety oe nanandrana nanamboatra kiraro elah de io no nivoaka de ozy elah oe tsy mety amiko le manao kiraro fa aleoko manao sary. de lasa mpanao sary elah.
muahahahahahaha
Io sarina kiraro io lety efa ho folo tona izay no nanaovako azy ah, tamin’izany le Piston ireny no nalaza. Dia izay no naka inspiraka. Fa vao haingana nahita le sary aho dia napetako tato am blog.
O lty a. Asa zé nampiasain’la amin’ny encragen’io fa tena favy be. Andramo atao an’io matetika hoe ny sary sasany?